| Teny iditra | 1 mihafy |
| Fototeny | 2 hafy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy
9 Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay 10 Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to endure, to sustain, to bear with patience.
[1.2] 12 to endure hardship, to do without things [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 endurer, se passer de certaines choses
[1.8] |
| Ohatra |
14 Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay.
[2.472#158]
|
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mihafy |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 fihamy, 18 mifahy, mihafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|