Teny iditra | 1 mihafy (hafy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy 4 Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay 5 Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to endure, to sustain, to bear with patience. [1.2] 7 to endure hardship, to do without things [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 endurer, se passer de certaines choses [1.8] |
Ohatra |
9 Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mihafy io |
Fivaditsoratra | 16 fihamy, mifahy, mihafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |