| Teny iditra | 1 mihahaka |
| Fototeny | 2 hahaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby
9 Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to scatter, to disperse
11 fig. to abuse, to vilify. [1.2] 12 to scatter, to be scattered [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 se disperser, s'éparpiller
[1.8] |
| Ohatra |
14 ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony.
[2.131]
15 Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472#202] |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 mahahika, mihahaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|