Teny iditra 1/2 | mihaikaika (haikaika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao kivazivazy, manao vosobosotra [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra 2/2 | mihaikaika | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Mikikiaka [1.78] | ||||||
Tovy hevitra | miaikaika | ||||||
Fivaditsoratra | mihaikaika, mihiakiaka, mikaikaiha, mikiakiaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |