|
|
|
|

Teny iditra1  mihakaondrana
Fototeny  2  kaondrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina. [2.4]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  mihakaondrana, mokaranandahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21