|
|
|
|

Teny iditra 1  mihalakalaka
Fototeny  2 halakalaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto
9 Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity
10 Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose [1.1]
Tovy hevitra  11 mihalaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22