|
|
|
|

Teny iditra 1  mihalavitra
Fototeny  2 lavitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 éloigner progressivement (s') [1.3]
Ohatra  8  Mihady lavaka mihalavitra amin'izay itoeran'olona izy ka tsy ampoizin'ny tongotra akory [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20