Teny iditra mihalontralona (halontralona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina
Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20