|
|
|
|

Teny iditra1  mihamavo (mavo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  Devenir malpropre, jaunir [Vezo] [1.68]
Ohatra  4  Tonga namana vao mihamavo, Ny aloha tsy manao hoe maitia. [1.318#]
5  Raha mihamavo ny tarehy sy ny faritra fotsy amin'ny maso (ngorongosy) mandritra ny andro voalohany hiainany na aorinan'ny andro fahadimy dia loza be izany. [2.424#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23