|
|
|
|

Teny iditra 1  mihambo
Fototeny  2 hambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
9 Mihambo harena izy
10 Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [1.2]
12 to pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 se faire passer de certaines choses [1.8]
Ohatra  14  Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [2.996]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mihambo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mahomby, mihambo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21