Teny iditra mihambohambo (hambohambo (hambo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mieboebo
Ohatra Maharikoriko ny olona mihambohambo ho hendry amin'ny teniny: [2.996]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20