Teny iditra | mihamena (mena) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny anglisy | Mûrir [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Bronzer, rougir - > mivalomena [1.68] | |
Ohatra | Tamin' ny fahitana ny voniny, toy ny fahitana ny salohy mihamena, dia nifaly taminy ny foko.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |