|
|
|
|

Teny iditra 1  mihamilamina
Fototeny  2 milamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tsaroako koa i Neny fa nihanilamin-tsaina; farany aza, tsy nisy vahiny sy tompon-trano intsony izy mianaka, fa sahala amin' ny olona efa niara-niaina foana iny. [2.4#11]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20