Teny iditra mihampitra (hampitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivelona homana ny an' ny olona, manao parasy homana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihampitra
Ny lasa : nihampitra
Ny hoavy : hihampitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20