|
|
|
|

Teny iditra 1  mihandrina
Fototeny  2 handrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miankina, mipetraka, miorina: Mihandrina amin' ny vatolampy ity trano ity ka tsy atahorana hianjera [1.1]

Fivaditsoratra  8 manindriha, mihandrina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20