|
|
|
|

Teny iditra 1  mihandrohandro
Fototeny  2 handrohandro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihandrohandro

Fivaditsoratra  mihandrohandro, 9 mihondrahondra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20