|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miharoña
Fototeny  2  rona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  Devenir ébréché, édenté [Vezo] [1.68]

Teny iditra (2/2)5  miharona
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  7  Izao no lazain' ilay miharona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan' ny fanaovan-jiro volamena fito [2.996]

Fivaditsoratra  8  hamarino, hamorina, mahorina, miharona, miharoña, mirahona, mironaha, hamarino, hamorina, mahorina, miharona, miharoña, mirahona, mironaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31