|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihasina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mihasina
Fototeny  9 hasina
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  14 Miolana, mikivilivily [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 twisted. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 être tordu, bercé [1.3#223]
Ohatra  17  Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; [2.996#]

Fivaditsoratra  18 mahisina, 19 manihisa, 20 manisiha, mihasina, 21 simahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20