|
|
|
|

Teny iditra 1  mihataka
Fototeny  2 hataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity
9 Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana
10 Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [1.1#680]
Fanazavàna teny anglisy  11 to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from. [1.2]
12 to separate oneself; to draw apart, to stand aloof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 se séparer, se retirer des autres; se disjoindre [1.8]

Fivaditsoratra  14 mahataky, mihataka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20