|
|
|
|

Teny iditra1  mihata-maso
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza zavatra toy ny vato amin' ny rarivato na ny miefitrefitra amin' ny tsihy, izay hita mihataka be na misaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to separate, as the joining of rings. [1.2]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mihata-maso io

Fivaditsoratra  7  mahamaitso, mihata-maso

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31