Teny iditra | 1 mihatsy |
Fototeny | 2 hatsy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Ny tsaontsaom-bava, dia atahorana ao an-tananany, ary ny tsy mihevitra kosa, mihatsy fankahalana azy amin'ny resany. [2.996] |
Fivaditsoratra | 5 Mahitsy, mahitsy, mihatsy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |