Teny iditra | mihazakazaka tratran' ny miadana | |
Singan-teny | mihazakazaka ; tratra ; miadana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26 |