Teny iditra mihazingazina (hazingazina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivohitra mitrakitraky, mitringitringy, toy ny taolan' ny olona mahia; kaozatra, mirikarika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihazingazina
Ny lasa : nihazingazina
Ny hoavy : hihazingazina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20