|
|
|
|

Teny iditra 1  mihazohazo
Fototeny  2 hazohazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijajirika misalasala tsy mahita izay hatao, na handroso na hihemotra: Nihazohazo ela teo an-tokotany io tovolahy io oao niditra
9 Tsy tapa-kevitra, misalasala, mihambahamba: Mihazohazo mandrakariva io tovolahy io [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mihazohazo, 11 mizahozaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21