|
|
|
|

Teny iditra 1  mihebiheby
Fototeny  2 hebiheby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy
9 Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra
10 Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21