Teny iditra mihebikebika (hebikebika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihetsiketsika, mivezivezy mankatsy mankaroa, mandeha etsy sy eroa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihebikebika
Ny lasa : nihebikebika
Ny hoavy : hihebikebika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05