|
|
|
|

Teny iditra 1  mihelingelina
Fototeny  2 helingelina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako
9 Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be restless, and thus cause annoyance. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20