| Teny iditra | 1 mihempahempa |
| Fototeny | 2 hempahempa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Miemponempona mafy noho ny harerahana, hanoanana, hasemporana na tahotra
8 Mikepakepaka (ny molotry ny banga): Mihempahempany molotr' io antidahy io [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|