|
|
|
|

Teny iditra 1  miherika
Fototeny  2 herika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
9 Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy
10 Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miherika
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miherika, 13 mirehaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21