|
|
|
|

Teny iditra 1  mihetsika
Fototeny  2 hetsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
9 Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
10 Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how mihetsika
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21