|
|
|
|

Teny iditra 1  mihiboka
Fototeny  2 hiboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy
9 Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana
10 Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be confined indoors [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être consigné, rester à la maison [1.8]
Mpanahaka  13  maizina andro mifahy, 14  mihidy an-trano, 15  mikatontrano, 16  milevim-belona toa trandraka, 17  mirindrin-trano
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihiboka

Fivaditsoratra  19 mibohika, 20 mihaboky, mihiboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22