|
|
|
|

Teny iditra 1  mihifika
Fototeny  2 hifika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika
9 Mandà, tsy mankasitraka amin' ny fanetsiketsehana ny loha: Nanontaniako izy, fa nihifi-doha, nihifikifika no nataony [1.1]

Fivaditsoratra  mihifika, 10 mikifiha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20