| Teny iditra | 1 mihifikifika |
| Fototeny | 2 hifikifika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to back out; to refuse
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se retirer, refuser
[1.8] |
| Ohatra |
9 Moa hita fa naman' ny mpangalatra va izy, no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy?
[2.996]
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihifikifika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|