|
|
|
|

Teny iditra 1  mihika
Fototeny  2 hika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano
8 Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan' ny mpampianatra hivoaka
9 Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranovola i Bozy fa mihika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20