Teny iditra mihimoka (himoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikombom-bava (nefa mihomehy na mitsako) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihimoka
Ny lasa : nihimoka
Ny hoavy : hihimoka
Filaza mandidy : mihimoha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05