|
|
|
|

Teny iditra1  mihinam-bela
Singan-teny  2  mihinana, vela
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza izay resy manao valin' ady ka avy hatrany dia haniny ny vela [1.1]
Tovy hevitra  5  homam-bela

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13