|
|
|
|

Teny iditra 1  mihinjaka
Fototeny  2 hinjaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny
9 Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20