| Teny iditra | 1 mihirihiry |
| Fototeny | 2 hirihiry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo
9 Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao 10 Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|