|
|
|
|

Teny iditra1  mihiringirina
Fototeny  2  hiringirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny maso mikimpikimpy na mikimpy manao ilay antsoin' ny ankizy hoe manao mason' akoho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  cligner, fermer les yeux [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20