|
|
|
|

Teny iditra 1  mihisatra
Fototeny  2 hisatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
8 Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
9 Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
Voambolana  12  Hetsika
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihisatra

Fivaditsoratra  14 mahisitra, 15 miharatsy, mihisatra, 16 misahatry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20