|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihitrikitrika
Fototeny  2 hitrikitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Milentika: Nihitrikitrika teo amin' ny takibany ny totohondriko
8 Mifantsitsitra, mitangitrika: Nihitrikitrika ny rano avy tao amin' ilay fantsona [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mihitrikitrika
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Tanala] manatona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20