|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihitsy
Fototeny  2 hitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto
9 Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao
10 Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihitsy

Teny iditra (2/2) 12  mihitsy
Fototeny  13 hitsy
Sokajin-teny  14  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  16 Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 indeed, absolutely [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 en vérité, assurément [1.3, 1.8]
19 directement [1.3]
Ohatra  20  Taitra mafy mihitsy aho. [2.4#44]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihitsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20