Teny iditra | 1 mihoaka (hoaka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Voambolana |
3 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa 5 Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 faire des efforts pour vomir [1.54] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 mihoakoaka |
Fivaditsoratra | 11 ahimoka, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |