Teny iditra mihobankobana (hobankobana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany
Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihobankobana
Ny lasa : nihobankobana
Ny hoavy : hihobankobana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05