| Teny iditra | 1 mihoditra |
| Fototeny | 2hoditra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manana hoditra mitovy amin' ny an' ny...: Mihodi-tsahona ity poketra ity.
5Mitovy volo amin' ny...: Mihodi-bolafotsy ity vatakely ity. [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 6mihodi-bola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|