|
|
|
|

Teny iditra 1  mihofa
Fototeny  2 hofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza zavatra ampiasain' olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa ny tranon-dRabary eo akaikinay. / Mihofa telo arivo io trano be io [1.1]

Fivaditsoratra  8 mifaho, 9 mifoha, 10 mihafo, mihofa, 11 mohafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20