|
|
|
|

Teny iditra 1  mihohy
Fototeny  2 hohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka
9 Mihehy
10 Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia
11 Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 himohy, mihohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21