|
|
|
|

Teny iditra 1  miholaitra
Fototeny  2 holaitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany fa niholaitra ny vato ka tsy nahavoa
9 Mibiloka, tsy mahitsy tsara: Miholaitra ity hazo ity ka soloy
10 Mioritra, mipitsoka: Niholaitra ny sandriko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be sprained; to be out of joint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 dévier; être foulé; souffrir une entorse [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20