Teny iditra | 1 miholaitra (holaitra) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany fa niholaitra ny vato ka tsy nahavoa 4 Mibiloka, tsy mahitsy tsara: Miholaitra ity hazo ity ka soloy 5 Mioritra, mipitsoka: Niholaitra ny sandriko [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be sprained; to be out of joint [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 dévier; être foulé; souffrir une entorse [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |