Teny iditra mihomoka (homoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsako zavatra nefa tsy misokatra ny vava fa mikombona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihomoka
Ny lasa : nihomoka
Ny hoavy : hihomoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05